歌曲 / 歌词

Hendry

Tarika SammyListen on Apple Music

歌词

Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba
Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa
'zay misaraka dia fasika
F'izay mitambatra dia vato
Ny hazo tokana anie tsy mba ala
Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao
Ny entan-jaray mora zaka
Ny firaisan-kina ihany no hery
Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery
Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka
Ny maty aza te ho maro
Ary ny be ihany no basy
[00:50.80][01:26.23]
'ray donak'afo hono iray dinidinika
Valala iray aza hono hifanapahana
'zay iray vatsy iray aina
Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko

更多歌手作品

专辑信息

Putumayo Presents: African Playground →
  1. Battu
  2. Hello Hello
  3. Sing Lo-Lo
  4. Kalimba
  5. Hendry
  6. Munomuno
  7. Hoya Hoya
  8. Sangoma
  9. Laba Laba
  10. Barco di Papel
  11. Lango Mo
  12. Mbube
  13. Jambo Bwana